Manonona ny fahasoavan’ny Tompo ho aminareo ry havana.
Modely amin’ny atao rehetra isan’andro ny kristiana mijoro amin’ny finoana.
« Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny mino ianao amin’ny fiteny, amin’ny fitondrantena, amin’ny fitiavana, amin’ny finoana, amin’ny fahadiovana » (1Tim 4,12).
Mahereza.
Ny Mpitandrina