Hebreo 12:12

Amin’ny anaran’i Jesoa no hiarahabanay anareo amim-pifaliana.
Ny kristiana mijoro amin’ny finoana dia nomen’ny Tompo andrakitra. Hoy Izy:
« Koa hatanjaho ny tànana miraviravy sy ny lohalika malemy » (Heb 12,12)
Mahereza.
Ny Mpitandrina