2Korintiana 4:13

Amin’ny anaran’i Jesoa Mpamonjy antsika no hiarahabana anareo indray.
Vokatry ny finoana velona ao anaty no mamporisika antsika hitory ny Filazantsara amin’ny hafa.
Hoy i Paoly:
« Ary satria manana izany fanahin’ny finoana izany indrindra izahay, araka ny voasoratra hoe: « Nino aho ka dia niteny, dia mino koa izahay ka miteny » (2Kor 4,13)
Ambarao amin’ny hafa ny finoanao. Amen.
Ny Mpitandrina