Finaritra.
Rehefa avy nitory ny batisan’ny fibebahana ho amin’ny famelan-keloka i Jaona (Lio 3,3), dia nanontany azy ny vahoaka nanao hoe:
« Inona ary no hataonay? Ary namaly izy ka nanao hoe: Izay manana akanjo roa dia aoka hanome ho an’ny tsy manana; izay manan-kanina, dia aoka hanao toy izany koa izy » (Lio 3,10-11)
Mitondra fandraisana fanapahan-kevitra ny toriteny.
Fiadanana.
Ny Mpitandrina