Faly hatrany izahay ny miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy Izy:
« Ary ny firenena rehetra tsy maintsy hitoriana ny Filazantsara aloha » (Mar 13,10)
Mivavaka isika mba ho tanteraka izany, indrindra fa any amin’ireo firenena izay tsy azo hitoriana ny Vaovao Mahafaly. Amen.
Ny Mpitandrina