Vaovaom-piangonana 12/11/2023

Sampana sy Asa

  • Sekoly Alahady: mitohy ny fianarana aorian’ny fanompoam-pivavahana izao maraina izao,
    Manomboka amin’ny sabotsy 18/11/2023 amin’ny 2ora 30 tolakandro izao ny fianarana Hazo krismasy, eny an-tokantranon’i Tatie Ando, Filohan’ny SA,
  • Sampana Vehivavy: isaorana ny Tompo fa nahavita ny AG omaly Sabotsy. Isaorana ny nampiantrano sy ny tonga rehetra,
  • Skoto Tranainy sy Sakaiza: anio amin’ny 1 ora -4 ora ny fivoriana, eny Bassam,

Samihafa

  • Tsy misy ny Vondrom-bavaka ny Alarobia izao noho ny Fête de la Paix,
  • Fiaraha-mandinika Soaratra Masina ny Zoma izao, amin’ny 7 ora-8 ora hariva aty am-piangonana,
  • Hisy ny Asa sy Fampaherezana ny Alahady 19/11/2023,
  • Programme Samuel: mitohy ny fandraisana an’izay fointsika (vola na fitafiana na ppn na fitaovam-pianarana …), ho an’ireo kamboty ato amin’ny EMCI District d’Abidjan Nord,
  • Sortie miaraka amin’ny EMCI Les Béatitudes dia hatao ny sabotsy 25/11/2023 tontolo andro. Izay mila fanazavana fanampiny dia manantona an’i Mme Viviane ao amin’ny Secrétariat,
  • Voninkazo: anjaran’ny STS ny Alahady 19/11/2023,

An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.