Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa amin’izao fetim-pirenena izao.
Hoy i Davida mpanjaka:
« Eny, sambatra ny firenena izay manana an’i Jehovah ho Andriamaniny » (Sal 144,15b)
Fanontaniana:
Inona no andrakitry ny vahoaka kristiana Malagasy tsirairay avy, mba hahatanteraka an’izany?
Ny Mpitandrina