Joda 1:24

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mifarana rahampitso ny lohahevitra:
Miaro ny olony ny Tompo.
Ny teny hitorina dia:
« Ho an’izay maharo anareo mba tsy ho tafintohina ary
hametraka anareotsy hanantsiny eo anoloan’ny voninhiny amin’ny firavoravoana » (Joda 24)
Samia tahin’ Andriamanitra.
Ny Mpitandrina