Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Toy izao no ataon’ny Tompo amin’izay miara-mandeha Aminy:
« Manodidina ahy eo ivohoko sy eo anatrehako Ianao, ary apetrakao amiko ny tànanao » (Sal 139,5)
Amen.
Ny Mpitandrina