Alahady 29/01/2023

« Mpahary izao rehetra izao ny Tompo » no lohahevitry ny volana Janoary. 
Ny teny hotorina ny 29/01/2023 dia ny Isaia 65,20:

« Ary na dia ny zaza minono any aza dia tsy ho fohy andro, ary tsy hisy anti-panahy izay tsy nahatapitra ny androny; fa mbola zatovo ihany izay maty na dia efa zato taona aza, ary ny mpanota aza, dia hahatratra zato taona vao hozonina ».

Samia ho tahian’ Andriamanitra. Amen.

Ny Mpitandrina