Alahadin’ny FKMA

Andro lehibe ho an’ny FKMA ny Alahady 26 Martsa 2023 satria feno 42 taona ny Fiangonantsika. Hiaraka hidera ny Tompo isika rahampitso tontolo.
Ny teny hotorina dia Zef 2,1-3; ka hoy ny and 3:
« Mitadiava an’i Jehovah, ianareo mpandefitra rehetra amin’ny tany, izay efa nanaraka ny fitsipiny; tadiavo ny fahamarinana, tadiavo ny fandeferana; angamba ho voafina ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah ».
Tahian’i Jesoa.
Ny Mpitandrina

26 Martsa 2023

Alahadin’ny FKMA : Fankalazana ny faha-42 taona nitsanganana

Alahadin’ny FKMA : Fankalazana ny faha-42 taona nitsanganana

Mar 26, 2023 398

Ny Alahady faha 26 ny volana Martsa 2023: Nisaoarana an’Andriamanitra…

Fandraisana anjara tamin’ny Alahadin’ny FKMA

Fandraisana anjara tamin’ny Alahadin’ny FKMA

Mar 26, 2023 425

Anjara hira | 26/03/2023 | 42 Taona nijoroana ny FKMA…