Apokalypsy 2:8-11

Finaritra.
Ny Fiangonana tao Smyrna (Apo 2,8-11) dia niaritra ny mafy tokoa, manoloana ny fanenjehana sy ny asan’ satana rehetra. Nanamasina ny tenany mandrakariva izy ireo, ka hoy Jesoa taminy:
« Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satriboninahitra fiainana … Izay maharesy dia tsy hosimban’ny fahafatesana faharoa » (2,10.11b)
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina