Finaritra.
Hoy ny Tompo:
« Satria efa nitandrina ny teniko ny amin’ny faharetana ianao, Izaho kosa hiaro anao ho voavonjy amin’ny andro fakam-panahy izay efa hihatra amin’izao tontolo ho fizahan-toetra izay monina ambonin’ny tany » (Apo 3,10)
Tsarovy ary fa fiarovana mafy ho antsika koa ny fitandremana ny tenin’ Andriamanitra.
Mahereza.
Ny Mpitandrina