Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Marobe ny toriteny sy fampianarana rentsika, fadio ny mihinana amam-bolony, marina ara-baiboly ve ny teneniny.
Hoy i Paoly:
« Ary ny toe-panahin’ireo (tao Beria) dia tsara noho ny tao Tesalonika; satria nandray ny teny tamin’ny zotom-po indrindra ireo ka nandinika ny Soratra Masina isan’andro, na marina izany, na tsia. (Asa 17,11)
Mazotoa mamaky baiboly.
Ny Mpitandrina