24dia Andriamanitra Izay nanao izao tontolo izao sy ny eo aminy rehetra, Izy no Tompon’ny lanitra sy ny tany ka tsy mba mitoetra ao anaty tempoly nataon-tànana, 25sady tsy mba tompoin’ny tànan’olona toa mila zavatra, fa Izy ihany no manome izao rehetra izao aina sy fofon-aina ary ny zavatra rehetra;
Asa 17:24-25