Fifampiarahabana tratry ny taona vaovao 2023*

Tontonsa soamantsara tamin’ny Asabotsy faha 28 Janoary 2023 teo ny fihaonana sy fifampiarahabana tratry ny taona 2023 ny mpikambana ao amin’ny Sampana Antoko mpihira.
Hisaorana ny fianakaviana nampiantrano. Hisaorana ihany koa ireo mpikambana rehetra sy ireo olona nasaina tonga nanotrona .