SAMPANA SY ASA
Sekoly Alahady:
Mianatra ny SA ny Alahady 19/04 amin’ny 3 ora tolakandro aty am-piangonana,
Katekomena :
Mianatra ny katekomena amin’ny Alahady izao 19/04 manomboka amin’ny 3ora tolakandro
FANDAHARANA MANDRITRA NY HERINANDRO
. Mihofana ny diakona amin’ny Alarobia izao 15/04 amin’ny 7ora hariva aty am-piangonana
. Ny Cellule de prière dia hatao any an-tokantranon’i Tatie Laetitia ny Alakamisy 16/04 amin’ny 3ora sy sasany tolakandro,
. Ny Étude biblique iarahana amin’ny Sampana rehetra dia ny Zoma 17/04 amin’ny 7ora hariva, eny am-piangonana. Hotohizana amin’izany ny Kol 2,6-7 izay tsy vita tamin’ny heriny, koa tongava maro,
Sabotsy 18/04 amin’ny 5h30 tolakandro ny Fivorian’ny Komity K 45 hiarahana amin’ny diakona. Rehefa vita izany dia manohy ny azy ny diakona
miaraka amin’ny Mpitandrina.
Ny toerana dia eny an-tokantranon’ny Mpitandrina eny Cocody Centre.
Ny fanompoam-pivavahana ny Alahady 19/04 dia hatao eny am-piangonana eny amin’ny Plateau. Hisy ny Asa sy Fampaherezana.
Raha sitrapon’ny Tompo dia ho tonga hiaraka hiangona amintsika ao ny Talen’ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy. Hitondra Baiboly amin’ny karazany samihafa izy koa aoka mba samy hiomana amin’ny vidiny isika.
An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen
