Manonona ny fahasoavan’i Jesoa mba ho aminareo mandrakariva.
Ny « prédestination » izay mikasika ny dogmatique no hojerentsika androany hariva amin’ny 7h-8h any am-piangonana.
Tongava maro.
« Fa toy izao no nitiavan’ Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainanana mandrakizay » (Jao 3,16)
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina