Fifampiarahabana tratry ny taona 2024*

Tontonsa ny Alahady 14 Janoary ny fiaraha misakafo sy fifampiarahabana tratry ny taona teny an-tokatranon’i Tatie Hoby, tao aorian’ny fanompoam-pivavahana nitondrana ambavaka ny Sampana.
Isaorana antsika Mpianakavin’ny finoana, ny Mpikambana niara nientana ary ny fianakaviana nampiantrano.