Filemona 3:17-18

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mijoroa amin’ny finoana ka tandremo ireto:
« Ry rahalahy, aoka samy hanahaka ahy ianareo, ka diniho izay mandeha tahaka ny ananareo anay ho marika. Fa maro mandeha, izy efa nolazaiko taminareo matetika, ary mbola lazaiko aminareo amin’ny fitomaniana koa ankehitriny, fa fahavalon’ny hazo fijalian’i Kristy ireny » (Fil 3,17-18)
Mitandrema ary, mba tsy ho naman’ireny ianao.
Ho aminareo ny fiadanan’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina