Galatiana 5:1

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mifarana androany ny lohahevitra hoe:
« Iorenan’ny fahafahana ny Tompo »
Inoana fa tanteraka eo amin’ny fianinatsika izany. Dia hoy ny Soratra Masina hoe:
« Ho amin’ny fahafahana no nanafahan’i Kristy antsika; ka tomoera tsara, fa aza mety hohazonin’ny zioga fanandevozana intsony » (Gal 5,1)
Manonona ny fiadanan’i Jesoa mba ho aminao mandrakariva. Amen.
Ny Mpitandrina