Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Izaho Jehovah efa niantso Anao tamin’ny fahamarinana sy nitantana ny tànanao, ary hiaro Anao Aho ka hanome Anao ho fanekena ho an’ny olona, ho fanazavana ny jentilisa » (Isa 42,6)
Miaro ny Mpanompony ny Tompo. Amen.
Ny Mpitandrina