Isaia 43:19

Finaritra.
Toy izao no ataon’ny Tompo amin’ny mpanompony, mba hanehoany ny voninahiny. Hoy Izy:
« Indro, Izaho efa hanao zava-baovao, koa ankehitriny dia efa miposaka izany; tsy hahalala izany va ianareo? Eny, any an’efitra no hanaovako làlana ary any an-tany lao no hasiako ony » (Isa 43,19)
Ny fiadanan’i Jesoa anie ho aminao. Amen.
Ny Mpitandrina