Isaia 56:1

1Izao no lazain’i Jehovah: Tandremo ny rariny, ary manaova ny marina, Fa efa madiva ho tonga ny famonjeko, Ary efa hiseho ny fahamarinako.

Isaia 56:1