Isaia 8:18a

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ankohonana mankalaza ny Tompo, ary vonona miandry ny fiaviany no miteny hoe:
« Indreto, izaho sy ireo zaza nomen’i Jehovah ahy » (Isa 8,18a)
Mirary herinandro sambatra ho antsika rehetra. Amen.
Ny Mpitandrina