Jeremia 7:2

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Lohahevitra vaovao indray no ianatsika dia ny hoe:
« Mitoria ny teny amin’ny firenena rehetra »
Hoy Jehovah:
« Mitsangàna eo am-bavahadin’ny tranon’i Jehovah, ary torio eo izao teny izao, ka ataovy hoe: Mihainoa ny tenin’i Jehovah ianareo, ry Joda rehetra, izay miditra amin’ireto vavahady ireto mba hiankohoka eo anatrehan’i Jehovah » (Jer 7,2)
Manasa antsika ny Tompo mba hampita amin’ny hafa an’ izay nolazainy tamintsika , koa mahereza amin’izany.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina