Lioka 5:5

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy i Petera rehefa tsy nahazo trondro nandritra ny alina:
« Fa Simona namaly ka nanao hoe: Tompoko, mandritra ny alina no efa nikelezanay aina, nefa tsy nahazo na inona na inona; kanefa noho ny teninao, dia halatsako ihany » (Lio 5,5)
Ny « fijoroana amin’ny finoana » dia fanarahana amin’ny antsipirihany an’izay asain’ny Jesoa atao.
Mahereza sy mahefà be.
Ny Mpitandrina