Amin’ny anaran’i Jesoa hatrany no hiarahabana anareo fa nomen’ny Tompo volana vaovao isika. Noho izany dia: « Ankalazao ny Mpamonjy » no lohahevitra hiainantsika.
Andao hiaraka manao hoe:
« Miaraha mankalaza an’i Jehovah amiko; aoka hiara-manandratra ny anarany isika » (Sal 34,3)
Mirary soa ho anareo.
Ny Mpitandrina