Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Alahadin’ny Asa Fitoriana ny Filazantsara (AFF) rahampitso 10/09/2023. Tazonintsika ny lohahevitra hoe: « Mitoria teny amin’ny firenena rehetra »; araka ny Mat 4,17 manao hoe:
« Ary tamin’izany andro izany dia nanomboka nitori-teny Jesoa ka nanao hoe: Mibebaha ianareo, fa efa akaiky ny fanjakan’ny lanitra » (Mat 4,17)
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina