Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Volana vaovao, noho izany dia lohahevitra vaovao.
« Aoreno ao amin’ny Tompo ny fianakaviana »
Hoy Jesoa:
« Izay rehetra misaotra ny vadiny afa-tsy noho ny fijangajangana dia ihany dia mampijangajanga azy; ary na zovy na zovy no manambady izay voasaotra, dia mijangajanga » (Mat 5,32)
Samia tia ny vadiny avy. Amen.
Ny Mpitandrina