Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Lohahevitra vaovao indray no jerentsika amin’izao volana vaovao izao: « Manazava ny mpino ny Tompo »
Momba an’izany dia handeha hoeritreretintsika ny Soratra Masina manao hoe:
« Indro, izao no hitako: nataon’ Andriamanitra mahitsy ny olona, kanjo namorona sain-kafa maro izy » (Mpitoriteny 7,29)
Mirary soa ho anareo.
Ny Mpitandrina