Salamo 1:1

Finaritra.
Ny miara-mandeha amin’ny Tompo ihany no mahasambatra antsika:
« Sambatra ny olona izay tsy mandeha amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin’ny làlana falehan’ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin’ny fipetrahan’ny mpaniratsira » (Sal 1,1)
Amen.
Ny Mpitandrina