Salamo 18:25-26

25Ny olona tsara no isehoanao fa tsara;

Ny tena olo-marina no isehoanao fa marina;

26Ny madio no isehoanao fa madio;

Ary ny mpiolakolaka kosa no isehoanao fa lalin-tsaina.

Salamo 18:25-26