Salamo 31:21

Fifaliana hatrany no entina miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Madiva hifarana ity ny volana Aogositra, handeha hisaotra ny Tompo isika tamin’ny fiarovany:
« Isaorana anie Jehovah; fa nataony mahagaga ny famindrampony tamiko tao an-tanàna mimanda » (Sal 31,21)
Amen.
Ny Mpitandrina