Salamo 71:15

Fifaliana hatrany no hiarahabana anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ao anatin’izao iray volan’ny fitoriana ny Filazantsara izao dia handeha isika hanao tahaka ny mpanao Salamo hoe:
« Ny vavako hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao mandrakariva, fa tsy fantatro ny isany » (Sal 71,15)
An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.
Ny Mpitandrina