Salamo 86:11

11Ampianaro ny làlanao aho, Jehovah ô, Dia handeha amin’ny fahamarinanao aho; Ampiraiso ny foko hatahotra ny anaranao.

Salamo 86:11