Manatitra ny arahaba ny mpino reverra eto amin’ny FKMA amin’ny anaran’I Jesoa Kristy
Saotra, dera, laza no atolotra an’Andriamanitra lehibe noho ny fahatontosan’ny lasy Sampana Skoto Tranainy sy Sakaiza ny Alahady 28 sy Alatsinainy 29 mai lasa teo .
Misaotra ny mpino rehetra nikely aina fatratra tamin’ny fanampiana rehetra samihafa nandritry ny fanomanana, indrindra ny fitrotrona am-bavaka anay tamin’ny nanantanterahana izany.
Mankasitraka re Tompoko !
Ho an’Andrimanitra irery ihany ny Voninahitra.
Tanana Havia,
