Toriteny 03/12/2023

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Alahady hitondrana amam-bavaka sy hanohanana ny Mpitandrina mivady amin’ny fanompoana rahampitso 03/12/2023.
Ny hotorina amin’izany dia:
« Aoka ho faly ny fon’izay mitady an’i Jehovah » (1Tant.16,10b)
Samia ho tratry ny rahampitso.
Ny Mpitandrina