Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Lazaiko aminareo marina tokoa: Araka izay efa nataonareo tamin’ny anankiray amin’ireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko » (Mat 25,40)
Izany no hotorina amintsika rahampitso Alahady 26/11/2023.
Fiadanana.
Ny Mpitandrina

FKMA Ofisialy
Toriteny sy tahirim-peo eto amin’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Abidjan (FKMA). Tsidiho ny rohy https://fkma.ci
Toriteny 26 Novambra 2023
Mpitandrina RAKOTONIAINA
