Vaovao-mpiangonana Alahady 22/10/2023

Fandaharam-potoana mandritra ny herinandro:

Alarobia 25/10/2023 amin’ny 3h :
Cellule de prière

Zoma 27/10/2023 amin’ny 7h-8h alina :
Fiarahana mandinika Soratra Masina, mitondra ny lohateny hoe: Prédestination

Sabotsy 28/10/2023:
1h30-3h30: Katekomena eny am-piangonana,
3h30-4h30: Fivorian’ny Mpihevidraharaha,
Vita io dia mivory ny Chorale

Fisindàn’ny Fiangonana ny Alarobia 1er Novambra 2023;

Toerana: Aleria, ancien route de Bassam
Ny Fiangonana no hiantoka ny laoka.
Ny isam-pianakaviana kosa no hitondra vary, frites, alloco, rano, voankazo, jus, sns …
Ny mpino tsirairay avy 6 taona no miakatra dia mandoa fandraisan’anjara 1 500 FCFA isan’olona
Mifarana ny Alahady 29/10/2023 ny fisoratana anarana.
Misy lalao samihafa mba hiombonantsika amin’io, koa tongava maro.

An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.