SAMPANA
Sekoly Alahady:
Mitohy ny fianarana aorian’ny fanompoam-pivavahana maraina,
Mitohy ny fianarana ny Hazo krismasy ny sabotsy ho avy izao, amin’ny 2h30 – 4h30, aty am-piangonana Plateau,
Antokom-pihira :
Vita tamin’ny zoma 15/11/2024 ny hetsika ara-panatanjahan-tena, natao teny amin’ny Université.
Mianatra hira izy ireo ny Alahady 24/11/2024 amin’ny 5h hariva eny am-piangonana,
ASA
- mitohy ny Cellule de prière isaky ny alarobia amin’ny 3h – 4h eny an-tokantranon’i Tatie Ando,
- Mitohy ny Étude biblique isaky zoma hariva amin’ny 7h – 8h eny am-piangonana
Lohateny: « Mankaiza marina ny maty », - Aorian’ny fanompoam-pivavahana ny alahady maraina dia hasaina ny ray aman-dreny sy ny kristiana manontolo fa mbola hotohizantsika ny fandinihana ny hoe:
« Mankaiza marina ny maty »
An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen