2Petera 3:9

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa amin’izao fiandohan’ny herinandro izao.
Amin’izao fitsenana ny fiavian’ny Tompo izao, dia tena zava-dehibe koa ny fibebahana mba hahatonga antsika hiaraka Aminy amin’ny fiaviany. Izany dia araka ny teny manao hoe:
« Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon’ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin’ny fibebahana izy rehetra » (2 Pet 3,9)
Mahereza.
Ny Mpitandrina