Fivoahana 26 Febroary 2023

Hanao fivoahana ny fiangonana ny Alahady faha 26 Febroary eny amin ny ITCJ Angré manomboka amin ny 9 ora maraina. Ka eny an toerana ihany koa ny hanaovana ny fotoam pivavahana fanao isaky ny alahady. Ny Sampana STS no mpiandraikitra mikarakara ny hetsika.