Hetsika fivoahana

Ny Sampana STS dia mikarakara fivoahana miaraka amin ny fiangonana ny Alahady faha 26 Febroary izao manomboka amin ‘ny 9:00 maraina eny amin ny ITCJ .
Manasa antsika hisoratra anarana ho fandaminana ny amin ‘izany.
Sarintany google ITCJ