Amin’ny anaran’i Jesoa hatrany no hiarahabana anareo.
Sambatra isika satria manana an’ Andriamanitra Mpanafaka amin’ny fanandevozan’ny ratsy rehetra; satria hoy Izy:
« Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin’ny tany Egypta, tamin’ny trano nahandevozana (Eks 20,2)
Iorenan’ny fahafahana ny Tompo. Amen.
Ny Mpitandrina