Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa:
« Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika, izay nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika, HANAFAHANY ANTSIKA amin’izao miara-belona ratsy fanahy izao, araka ny sitrapon’ Andriamanitra Raintsika; ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena. » (Gal 1,3-5)
Iorenan’ny fahafahana ny Tompo.
Ny Mpitandrina