SAMPANA SY ASA
- SAMPANA SEKOLY ALAHADY :
Mitohy ny fianarana SA isaky ny Alahady amin’ny 3 ora tolakandro, - SAMPANA VEHIVAVY:
Vita soa aman-tsara ny fivorian’ny SV natao ny Sabotsy 07/03/2026
FANDAHARANA MANDRITRA NY HERINANDRO:
- Mitohy ny Fihofanana ataon’ny Diankona eny am-piangonana eny amin’ny Plateau ny Alarobia
amin’ny 19h-20h30, - Mitohy ny Céllule de Prière ny Alakamisy izao amin’ny 15h30 eny an-tokantranon’i Tatie Ando
eny amin’ny Zone 3, - Misy hatrany ny Etude biblique fanaontsika isaky ny Zoma amin’ny 19h-20h eny amim-
piangonana, - Mivory ny Diakona miaraka amin’ny Mpitandrina amin’ny Sabotsy izao 14/03/2026, eny an-
tokantranon’i Tonton Rivo mivady eny Mbadon, manomboka amin’ny 17h30, - Ny fanompoam-pivavahana amin’ny Alahady izao 15/03/2026 dia eny amin’ny Plateau,
manomboka amin’ny 16h, ary misy ny Asa sy Fampaherezana.
An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.
