Faly miarahaba tompoko.
Tsy maintsy ny sitrapon’Ilay nifidy no tanterahana rehefa manao ny asany, ka hoy Izy:
« Koa mitandrema; fa Jehovah efa nifidy anao hanao trano ho fitoerana masina; dia mahereza ka mahefà » (1Tan 28,10)
Satria masina ny asa fanompoana Azy.
Mahereza.
Ny Mpitandrina