Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Rehefa nofidin’ny Tompo isika dia:
1. Hasainy misaraka amin’ny sampy rehetra,
2. Homeny teny fampanantenana.
Hoy Izy:
« Ary inona no ikambanan’ny Tempolin’ Andriamanitra amin’ny sampy? Fa isika no tempolin’ Andriamanitra velona, araka ny nataon’ Andriamanitra hoe: Honina eo aminy Aho sy handeha eo aminy; ary ho Andriamaniny Aho, ary Izy ho oloko » (2Kor 6,16)
Tahin’ny Tompo. Amen.
Ny Mpitandrina