Salamo 31:23-24

23Tiava an’i Jehovah, ry olony masina rehetra;

Miaro ny marina Jehovah,

Ary mamaly dia mamaly ny mpiavonavona Izy.

24Mahereza, ary aoka hatanjaka ny fonareo,

Dia hianareo rehetra izay manantena an’i Jehovah.

Salamo 31:23-24